Entrée | 1 miandry vava latsaka |
Mots élémentaires | 2 miandry, 3 vava, 4 latsaka |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1] |
Synonymes | 7 miandry kendry tohina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |